Samy te hiseho sangany izao ve dia tsy hahay hifehy tena eny imasom-bahoaka amin’ny fihatsarambelatsihy fa andeha hanahy vary ka hifanao tarehy ratsy. Diso fanantenana izay nihevitra hahita an’i Marc Ravalomanana sy Hery Rajaonarimampianina mody tsy hifampijery na hifangarika rehefa mifanila. Raharaham-pivavahana koa moa no niraisan-toerana ary noho ny tetika pôlitika dia samy misintona an’ilay […]
↧