![]()
Fotoan-tsarotsarotra ho an’ny tokantrano ny volana aogositra hitsenana ny volana septambra, fotoana hidiran’ny mpianatra an-tsekoly. Mifoifoy volo ny ray aman-dreny vao mahita vola hividianana fitaovana sy hamandrihana toerana any an-tsekoly. Tsy ampy na tsy misy mihitsy ny hoenti-manana amin’izany ho an’ny tokantrano sasany. Mitady vonjy etsy sy eroa ary mivaro-panana mihitsy aza ho an’ny sombiniainy […]