Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Antsiranana : nomena toromarika ireo mpikatroka Tim

$
0
0
Nihaona sy nifampidinika amin’ireo mpikambana Tim any avaratry ny Nosy ny mpanorina, Ravalomanana Marc, ny alahady teo. Nivoitra tamin’izany ny famahavahana ny olana sy ny toromarika samihafa hiatrehana ny fifidianana. Eo koa ny fampitan’ny filoha nasionaly ny fahaiza-mitarika. Sambany indray izao fihaonana izao ka nahavory maro ireo mpikatroka eny ifotony any amin’iny faritra avaratra iny. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles