Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70299

Tapatapany

$
0
0

 Morarano ChromeTratra ireo jiolahy sy ny basiny

Saron’ny zandary tao Morarano Chrome ny 5 lahy izay nanafika tao Belavabary, Brieville, ny alin’ny 1 febroary lasa teo. Tratra niaraka tamin’izy ireo ny basy Mas 36 iray,  PA Mac 50, ary PA iray marika FL sy bala miisa 8.

Ambatomirahavavy – Fanafihana ny tobin’ny zandary

Nisy andian’olona nikasa hanafika ny biraon’ny zandary ao Ambatomirahavavy ny alin’ny alakamisy teo. Nanapoaka basy inefatra izy ireo. Namaly ny zandary ka nitsoaka ireo mpanafika.

Cet article Tapatapany est apparu en premier sur NewsMada.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70299

Trending Articles