Ny filoham-pirenena teo aloha andaniny, ilay filoham-pirenena amperin’asa ankilany. Izy roalahy samy any Antsiranana manome voninahitra fankalazana karakarain’ny antokom-pivavahana iray. Noho ny haja sy adidy amin’ny maha raimandreny azy avy dia samy nialoha laharana izy ireo eo amin’ny fanentanana ny fanaovana fampihavanam-pirenena. Nefa dia tsy afaka niray toerana tao amin’ny trano fandraisam-bahiny nandritra ny fe-potoana […]
↧