Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70440

Resaky ny mpitsimpona akotry : maha-tia hidera nefa maha-te hitora-bato

$
0
0
Mitongilam-pijery izay tsy voasarika itehaka mahita ny filamin’ny famindran’ireo andiana miaramila, na avy ao amin’ ny Tafika na avy ao amin’ny Zandarimaria na avy ao amin’ ny Polisy. Arahaba ry zalahy fa hainareo ny fandaminana ny fitondrana ao amin’ny sehatra misy anareo. Tsy vitan’ny fiderana an’izany fotsiny anefa ny an’ny mpijery, fa injay manitikitika ao […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70440

Trending Articles