Nametraka hafatra misarisary faniriana ny Praiministra tamin’ny fangatahany fiovam-pihetsika. Ny rehetra tsy an-kanavaka araky ny fahazoana ny teniny no asainy mampiseho ezaka amin’izany. Rariny izany. Fa sarotra no hiheverana fa omen’ny mponina hasina izany raha mbola tsy manetri-tena ny any ambony amin’ny fanambarana fa miainga avy any aminy ny fanovana famindra sy fihetsika. Raha topaza-maso […]
↧