Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

VAKY BANTSILANA : Mijoboka sady mijabaka…

$
0
0
To teny sy manana ny hasiny ve ny Vaomieram-pirenena mahaleo tena miady amin’ny kolikoly amin’ny raharaha lehibe iantsorohany? Hetsik’Andriananahary tokoa ny zava-misy ankehitriny rehefa nandray ny andraikiny sy manao ny asany an-tsakany sy andavany izy ireo. Iray amin’ireny ity “Raharaha Razaimamonjy Claudine” ity. Nijoboka anaty rano tokoa ny haraton’ny Bianco ary tsy tany amin’ny marivo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 70753

Trending Articles