Tsy fanevatevana an’izay mandray anjara ao amin’ny fitantanana raharaham-pirenena na raharaham-bahoaka ny fametrahana sy fampiharana fepetra entitra atao fiarovana ny fananam-pirenena sy fananana ikambanan’ny vahoaka. Fahamalinana an-drariny izany. Manana ny hasiny izany fananana sy harena izany noho izany saro-pady, iaraha-mahafantatra koa fa na voalaza ho sahirana aza ny fanjakana be ny vola mitobaka kirakiraina ao […]
↧