Quantcast
Channel: Newsmada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788

Tselatra

$
0
0

Mpamily iray naratra teo amin’ny lohany. Io no vokatry ny fanafihana nataona andian-jiolahy, ny zoma teo, tao Fanandrahana Toamasina II. Fiara miisa efatra no indray voatora-bato ka tamin’izany no nahavoatoraka ny mpamily iray. Tsy nahazo na inona na inona ireo jiolahy.

Olona efatra indray voasambotry ny zandary tany Ampanihy atsinanana, ny herinandro teo izay voarohirohy ho nangalatra taolam-paty. Nahatrarana taolam-paty miisa enina tanaty kitapo izy ireo nandritra ny fizahana nataon’ny zandary.


Viewing all articles
Browse latest Browse all 70788

Trending Articles