Quantcast
Channel: Newsmada
Browsing index pages (72382 articles)
↧

 European Film Festival : Mihoatra ny 100 ny firenena mandray anjara

Ho an’ity taona 2026 ity, ny 15 oktobra ka hatramin’ny 17 oktobra izao no hanatanterahina ny « Euro­pean Film Festival » na « Festival du film Européen ». Mahatratra 100 ireo firenena hanatanterahina...

View Article


Boky Tantara foronina: Mifono hafatra ho an’ny tanora ny « Tsy miolaka »

Namoaka boky tantara foronina, mitondra ny lohateny hoe : “Tsy miolaka”, i Zara Ainga. Miisa 170 pejy ity boky ity, izay mifono sy mahalaza lafi-piainana maro. Naseho ampahibemaso ny 10 oktobra lasa...

View Article


“Afromada Music Awards” : Hampiakarana lenta ny mozika afrikanina

Hetsika iray, miendrika fifanakalozana sy fifampizarana eo amin’ny samy mpanakanto afrikanina ny “Afromada Music Awards”. Hotontosaina eto Madagasikara hatrany ny andiany faharoa, amin’ny faran’ny...

View Article

Minisiteran’ny Fampianarana ambaratonga ambony : 600 mahery ny fangatahana...

Nanatanteraka fihaonana tamin’ireo solontenan’ny ivontoeram-pampianarana ambaratonga ambony tsy miankina manerana ny Nosy, teny Fia­danana sy nampitain-davitra, ny minisiteran’ny Fampia­narana...

View Article

INDRAY MIJERY

Ny varatraza antonony no handrafitra ny toetry ny andro eto Madagasikara. Misy ny fampitandremana noho ny hamafin’ny rivotra any amin’ny moron­tsiraka atsimon’ny Nosy sy manakaiky ny Tanjona Bobaomby....

View Article


Karate KA MALAGASY : Hitrandraka medaly any Pologne ny malagasy

Hiatrika ny fiadiana ny ho Tompondaka maneran-tany amin’ny taranja karate, ny 14 -18 oktobra ho avy izao, any Pologne, sokajy lahy sy vavy, ireo Malagasy mpikatroka efatra mianadahy, i Ornella...

View Article

Politika Nasionalin’ny fanatanjahantena (PNS) : Hampandroso sy hanatsara ny...

Notontosaina ny zoma lasa teo, teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina, ny lanonana famaranana sy ny fampisehoana ny drafitra vaovao hampandrosoana sy hanavaozana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, na...

View Article

DAKA AN-JORONY

Manao mpanefy toka-tena Fotoana vitsy sisa hananana azy dia hivalona any amin’ny varo-tsy mifody ny taona 2026. Samy mamisavisa ny zava-bita sy ny mbola kinasa ny rehetra. Efa hiditra any amin’ny...

View Article


Rugby- Amboaran’i Madagasikara : Nihintsana ny FTM manohy ny diany ny Cosfa

Notontosaina omaly, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalan’ny fiadiana ny ambaoran’i Madagasikara, taranja Rugby. Nihintsana am-boalohany ny FTM Manjakaray raha mbola manohy ny...

View Article


Korea Atsimo: Ivontoeran’ny kolontsaina ao Barikadimy

Napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Campus Oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny ivontoerana fampiofanana sy fampianarana teny Koreanina tatsimo. Tsy ny fiteny ihany no...

View Article

FOCUS Dô MEE: pianiste arrangeur

View Article

Beach Volley: firenena 5 hiady ho lohany

Hotanterahina atsy Co­mores, ao amin’ny torapasik’i Itsandra Mojini, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra fahafito, amin’ny Beach volley na Volley-ball lalaovina ambony fasika, sokajy U18, lahy sy...

View Article

Rugby – Top 8 Mada: hanala vela amin’ny Cosfa ny CEA Andranomanalina

Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara “Top 6 Mada”, taranja rugby. Anisan’ny lalao be mpiandry ny...

View Article


Sombim-baovao

Araka ny vaovao voaray, avy eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny Rugby, omaly, hanainga rahampitso hariva, eto an-tanindrazana, hihazo an’i Tunisie, ny delegasionina malagasin’ny Makis Ladies,...

View Article

Indray mijery

Diovina ny lakandrano eny Behoririka, izay toerana dibo-drano matetika rehefa fotoanan’ny fahavaratra. Iarahan’ny SMA amin’ny Apipa ny fanatanterahana izany. Hanatsara ny fikorianan’ny rano ary...

View Article


Nandritra ny Andron’ny paositra: nanao fitiliana maimaimpoana ny Fisa

Mpiara-miasa nandritra ny taona maro ny Fianakaviana sambatra (Fisa) sy ny Paositra malagasy amin’ny fitaterana ny fanafody sy ny kojakoja momba ny fandrindram-piterahana alefa any amin’ny faritra....

View Article

Festival Madajazzcar 2026: tontosaina anio ny « Podium de Clôture »

Tao anatin’ny roa herinandro, feno tanteraka ny fandaharam-potoanan’ny “Festival Madajazzcar 2026”. Antana­narivo, Toamasina, Antsirabe, samy nandray hetsika goavana (fampisehoana, fifanakalozana,...

View Article


Vakoka momba ny horonantsary: hiverina amin’ny fanjakana ny Auditorium Androhibe

Toerana iray mitahiry ampahany betsaka amin’ny vakoka momba ny horonantsary teto Madagasikara ny « Auditorium » etsy Androhibe. Fantatra izao fa naverina ho eo ambany fitantanan’ny fanjakana, amin’ny...

View Article

Vaovao tambatra

Hanafatra milina mamokatra herinaratra miisa 18 mandeha amin’ny solika, avy any Rosia ny fitondram-panjakana. Antenaina fa anisan’ny hamaha ny olan’ny delestazy eto amintsika ireo milina ireo....

View Article

Paositra malagasy: mampifandray an’izao tontolo izao

Mivoatra manaraka ny toetrandro ny paositra malagasy. Nivoitra izany nandritra ny fankalazana ny Andro maneran-tany ho an’ny paositra, tetsy Analakely, omaly. Manana anjara toerana lehibe sy...

View Article
Browsing index pages (72382 articles)


Latest Images